TENY FANOLORANA NY BOKY Ny F.A.N.A.H.I na Farimbon’ny Antily Nahazo Amboara Hoan’ny Isambatan’olona no sehatra iarahan’ireo nahazo Amboara Antily rehetra rehefa Ry Mpiray fikambanana, misy lahasa na hetsika iaraha-manao sy tsy maintsy ifarimbonan’izy ireo. Mihamatotra hatrany araka izany ny fanomezana Amboara Antily sy Firarian-tsoa hatrany no atolotra antsika amin’ny fiezahana ny fifandaminana ary ny fifanentanana amin’ireo samy nahazo izany.Koa hampahafantatra sy hametraka ity boky fanehoana fanampiny ity izay ampahafantarina ny rehetra fa ny antoka ho amin’ny maneho manokana ny antoka fandavorariana ka itondrana indrindra ny isam-batan’olona no tena anjara biriky entiny. fanazavana manokana ny AMBOARA ANTILY. fandavorariana ny Koa mangataka ny Fanahy Masina hatrany isika rehetra mba ho Natao boky fanampiny amin’ny fanehoana Antily ny fanazavana noho fahasoavana avy aminy no manome fanazavana antsika ka hitondra any ny fanomezana AMBOARA ANTILY iainana sy anehoana avy ao anaty amin’ny tena fahalavorariana sy ny fahamasinana anie ny fahazoana izao hisongadina ety ivelany ny lalàna sy ny velirano izay fantantsika tsara fa ilay AMBOARA ANTILY izao. idealim-piainana mitahiry ny soatoavina iombonan’ny skoto rehetra eran- Koa ankehitriny ary dia navoaka ho fantatry ny rehetra mba ho enti- tany. manohana ny fiorenan’ny AMBOARA ANTILY ity boky ity izay foto-kevitra Efa nanomboka ny taona 2003 ny nandinihana ny famaritana sy ny farany nohatsaraina sy nodinihina mba hanovozana misimisy kokoa ny maha- hevitra fototra ary ny fanjohian-kevitra samihafa iorenan’ny AMBOARA AMBOARA ANTILY ny AMBOARA ANTILY sy ny fomba enti-miaina izany antso ANTILY, Nanomboka teo ary dia niroso tsikelikely tamin’ny fanatsarana sy izany. fampiharana hatramin’izao. Ny tompon’andraikitra sy ny Mpiandalana vita velirano no nomena Mankasitraka ary mankahery ny ezaka hatrehina! AMBOARA ANTILY tamin’izany mba hitandremana amin’ny fanomezana azy izay napetraka ho fivoaram-piainana entin’ny velirano sy ny lalàna. Ananan’ny Antily ny hafanam-po sy ny fifikirana amin’ny fanehoana ny maha-antily ka niroborobo tokoa ny fanomezana azy ity. Nitaky fepetra sy NY VAHATRA F.A.N.A.H.I fitsipika ifampitondrana amin’ireo samy nahazo AMBOARA ANTILY izany ka niroso tamin’ny fihaonana mba hahafahana manatsara ny hevitra sy ny fiainana azy.Anisan’izany ny Faribolana teny Ilafy ny ny 20 sy 21 Mars 2010 izay nandinihina ny fanatsarana ny tahirin-kevitra teo am-pela-tanana.Niroso tamin’ny fampiharana ny hevitra tapaka ary mbola niverina nanao VOLAVITA MAHEFA fanatsarana bebe kokoa ny 2012 tamin’ny Faribolana izay natao teny Anosimanjaka.Mba ho antoka fandavoriana marina anefa dia tsy mitsahatra mikaroka hatrany ny hanatsarana izany ireo nahazo Amboara Antily rehetra ka izany no nanaovana ny atrik’asa lehibe natao teny Ilanivato Antananarivo ny 18 sy 19 janoary 2014 ka mahatonga ity fehin-kevitra farany ity. 1 FANOROA-TAKILA I-FAMPIDIRANA TENY FANOLORANA NY BOKY…………….………………………..……………… ………..tak 01 Famolavolana olom-banona hiaina idealim-piainana manambara FANOROA-TAKILA…………………………………………………………..…………………....tak 02 soatoavina maro hoenti-manorina fiaraha-monina anjakan’ny firaisan-kina, I-FAMPIDIRANA .………………………………..……….…..…………………………......tak 02;03 fandraisana andraikitra ary fahazakan-tena no irohotan’ny fikambanana II- HAFATRA HOAN’NY ANTILY VITA VELIRANO skotisma maneran-tany. REHETRA……..................................……………………………………………………..….tak 03 Miroborobo amboalohany ny firohotan’ny tanora hirotsaka amin’ny III-NY FOTOTRA IORENAN’NY ANTOKA FANDAVORARIANA NA NY fikatrohana fa toy ny sivana ny fanabeazana indraindray ka misy ny FANOMEZANA AMBOARA ANTILY…………………………………….. …..……..tak 04-11 1-Tohana araka ny baiboly masina sy ny fiainana kristianina………… …………….tak 04 mihintsana eny antenantenam-potoana eny. Maro ny olon-dehibe vonona 2-Anton’ny Antoka fandavorariana……………………….……………….………………. mandray andraikitra hanabe ny tanora, fa vokatry ny fiarahana sy ny tak 05 3-Fitantanana ny antoka fandavorariana amin’ny rafitra ifampitondrana eo anivon’ny fifandaminana ao anatin’ny fikambanana sy ny fiainany manokana dia misy antilin’i Madagasikara……………………………..……………………………………….……tak 05 hatrany koa ny fialana amin’ny andraikitra amin’ny fotoana heverina ho 4-Famaritana……………………………………..…….……………………………...………….tak 06 sarotra eny fa na dia misy aza ny fomba mahomby entina mitantana ny olon- 5-Hevitry ny teny hoe: AMBOARA ANTILY…………………………................………….tak 06 dehibe miandraikitra ato anatin’ny Fikambanana. 6-Tanjon’ny fanomezana Amboara Antily ……….…………….............................…….tak 06 Izany indrindra no ikarohana hatrany ny fomba rehetra azo atao 7-Hevitra fototra iainana ny Amboara Antily………………………..………………..…….tak 06 8-Fomba fanomezana Amboara Antily……………………..………………......………tak 06-11 handavorariana ny isam-batan’olona na beazina na mpanabe na mpitantana a-Firafitry ny anarana omena ato anatin’ny fikambanana mba hijoro hatrany amin’ny maha-antily azy n’aiza b-Ireo dingana arahina amin’ny fanomezana Amboara Antily n’aiza ary na rahoviana na rahoviana. b1-Ny fitiliana Samy miara-mahita sy mahatsapa ny rehetra na antily na olona ivelan’ny fikambanana fa rehefa manao fanamiana ny antily dia azo tsapaintanana sy tena mivaingana ny maha-antily azy araka ilay fiteny hoe : miteny ho azy ny sary. Amin’ny fotoana izay isehoana amin’ny endrika olona sahala amin’ny mpiara-monina rehetra dia ny atao no manambara ny maha-antily ary mazàna ireo olona na mpiara-monina efa nandalo fiainana skotisma no mahafantatra avy hatrany fa olona miaina hatsaram-panahy mampaningana ny antily na miaina ny velirano izany olona hitany izany, fa hoan’ny olona mpiara-monina ivelan’izany resaka skotisma izany dia talanjona sy gaga fotsiny izy amin’ny toetra asehontsika ka mihevitra izy fa tena kristianina isika amin’izany fa ny maha-antily dia lavitra ny eritreriny. b2-NY sava-rano b3-Ny tsobo-drano b4-Ny lalao mamatonalina 9-R.I.A.N.A.L.A. na Rindra Ifampitondran’ny Antily Nahazo Amboara sy Lamina Anaty…...tak 18-19 a-Vahatra b-Mpizara hasina d-Mpiaro hasina e-A.N.A.I. na Antily Nahazo Amboara Iainana f-F.A.N.A.H.I. na Farimbon’ny Antily Nahazo Amboara Hoan’ny Isam-batan’olona Eo indrindra no itrangan’ny fanomezana AMBOARA ANTILY, satria ny IV-IREO FOMBA MAHALIANA SY MAMPIENTANA……..……………………….……...tak 12 fahavitana Batemy dia ahazoana anarana ka iantsoana antsika fa kristianina 1-Ireo voambolana fampiasa…………………………………………………………..………..tak 12 isika manomboka eo, ny fahavitana velirano dia irotsahana ho Antily 2-Ny hira faneva…………………………………………………..……………………………….tak 12 mandrakizay ary ny fahazoana AMBOARA ANTILY dia fahazoana anarana V-TOVANA iainana ny lalàna sy velirano ka isehoana n’aiza n’aiza sy amin’ny fotoana -Tondrom-pitiliana iraisana………………………….…………………………………....…..tak 13 rehetra ny maha-antily -Mari-panosorana……………..…………………………………………………………………..tak 13 2 izay andavorariana ny tena amin’ny alalan’ny fanomezam-pahasoavana azo ka hahamasina mandrakizay araka ny II- HAFATRA HOAN’NY ANTILY VITA VELIRANO REHETRA fampianaran’ny fiangonana. Maro ny tahirin-kevitra nanombohana sy nampiroboroboana ity Mahasarika antsika koa na iza na iza hanontany tena ny hoe: “fa antoka fandavorariana ny maha-Antily ity na ny fanomezana Amboara nahoana no hitondra any amin’ny fahalavorariana ny maha-antily?” Antily nampiharina ary nahatsapana fa nahitam-pahombiazana ny ezaka Samy amin’ny fiantsoana azy avy ny olona araka ny finoana natao nandritra izay taona maro izay. kristianina. Samy nomena fahasoavana avy amin’ny Fanahy Masina. Koa izay rehetra nateraka ho Kristianina dia miainga indray Hatramin’izay dia ny famoahana olom-banona no nirohotan’ny amin’ny skotisma ary niray hina sy nirotsaka tanteraka teny anivon’ny fiaraha- fahasoavan’Andriamanitra izay manomboka amin’ny Sakramentan’ny Batemy. monina ireny Antily na skoto navoaka ireny. Miaina ny Velirano Antily na Ny Fitoriana ny Evanjely sy ny Asa Famonjena ataon’ny Laïka dia ny Fanekena izay nataony izy ireny ary tena manara-bolon-tany tokoa, fa Vavaka feno sy lavorary atao amin’Andriamanitra. Ao anatin’izany Vavaka hita ho mahomby kokoa ny fiainana izany Velirano izany rehefa nasiana izany ny maha-Antily noho ny Idealim-piainana feno soatoavina iainana ao mari-piantsoana toy ny Amboara Antily ka sady isan’ny mpiara-monina aminy. ireo Antily navoaka sy nomena izany no miaina mivantana ny maha-Antily Ireo fahasoavana sy vavaka ireo dia fiainana lalina ny finoana ary azy ary miharihary sy mirehareha tokoa noho ny Amboara Antily entiny sy mandavorary hatrany ny fiainana ety an-tany. iantsoana azy na dia efa mikatroka eny anivon’ny mpiara-monina indray Dingam-pahombiazana ahitana an’Andriamanitra izany ny maha- izy fa nandao ny Fikambanana. Antily ary firosoana lalina amin’ny finoana ka mihalavorary isika rehefa Koa matoky ny fiainantsika ny velirano sy ny lalàna Antily nekena ny mandray an-tanana ny fampivoarana ny tena sy ny manodidina antsika eo F.A.N.A.H.I. ary maniry tokoa ny haha-A.N.A.I. antsika iray fikambanana anatrehan’Andriamanitra mandritra ny andro iainana eto an-tany. manontolo, amin’izay dia ho ANTILY mandrakariva isika mandritra ny andro iainana na rahoviana na rahoviana ary na aiza na aiza. Mahereza ry Mpiray fikambanana ary katsaho ny fahalavorariana fa làlana iray mahatonga antsika ho lavorary ny maha-Antily. ILAY AMBODIA TSY MATORY 3 (VOLANA)VOLA-MAZAVA MAMIRAPIRATRA; (KINTANA) KINTAN’NY RANOMASINA; KINTANA MPITARI-DALANA... E-NY APOSTOLY Na dia nanana ny fahalemeny aza I Simona; na dia olona tsy dia nianatra aza satria mpanjono dia nomen’I Jesoa andraikitra goavana teo amin’ny fiangonana.Notolorany Amboara.Ianao no Piera vato ary eo ambonin’izany vatolampy izany no hanorenako ny fiangonako.Izy no ilay VATO FOTOTRA; VATOLAMPY IORENAN’NY FINOANA hoy ny mpino katolika. Jakoba sy Joany zanak’I Jebede dia mbola nomen’I Jesoa anarana hoe: BOARNEJESY na ZANA-BARATRA. Raha isika Malagasy manokana dia milaza izany ho ratsy; mafy amintsika ny hoe: MAMELONA ZANA-BARATRA nefa ny fihevitsika tsy fihevitr’Andriamanitra.Nanana ny tanjony manokana mihitsy I Jesoa matoa nanome azy ireo izany. Ary iza indray moa isika no tsy nahalala fa I Md Paoly anie ka I Saoly no anarany fony izy miaramila nanenjika ny kristianina? Niova ho Paoly izy rehefa niova fo ary tsy nantsoina intsony tamin’ny anarany taloha fa dia I Paoly hatramin’izao. Mampiharihary io fa ny Amboara Antily dia fanefen-toetra. Fahaterahana vaovao ary tsy mikatsaka afa-tsy fanamasinan-tena sy fanitarana ny fanjakan’Andriamanitra. F-OLO-MASINA SY IREO OLO-MALAZAN’NY FINOANA KATOLIKA Rehefa mandinika na mamaky ny tantaran’ny Md Volswagen dia anisan’ny voateny ao fa izy dia nantsoin’ny olona hoe: AMBOADIA MIKARENJY. Tsy noforonina araka izany nyAmboara Antily fa miainga ary mifototra amin’ny finoana an’ Andriamanitra sy ny baiboly masina. Manamafy izany i I Reverend Père Sevin izay nandrafitra ny skotisma noforon’I Baden Powell hifanaraka amin’ny foto-pinoana katolika ka nahatonga azy nanangana ny Scout de France.Manana Amboara Izy amin’ny maha-pretra skoto azy ka izy no nantsoina hoe: RENARD NOIR na FOSA MAINTY.Matoa ary io Pretra io nanaiky izany dia hitany sy tsapany fa tsy mifanohitra velively amin’ny finoana katolika ny Amboara sy ny foto-kevitra fototra ijoroany. III-NY FOTOTRA IORENAN’NY ANTOKA FANDAVORARIANA NA NY FANOMEZANA AMBOARA ANTILY 1-TOHANA ARAKA NY BAIBOLY MASINA SY NY FIAINANA KRISTIANIANA Mialoha ny anolorana ny antsipirian’ity Antoka ity dia tsara raha aroso amintsika aloha ireto tohana araka ny baiboly masina sy araka ny fiainana maha-kristianina katolika mahakasika azy ireto. Afa-po tamin’ny zavatra nohariany Andriamanitra.Nanomboka tamin’ny andro voalohany ka hatramin’ny fahaenina nahariany ny biby sy ny zava-boary dia hitany sy tsapany foana fa tsara izany.(Jen I.1;25) Misy anefa ireo mandika vilana fa ratsy ny bibilava satria namitaka an’I Eva.Tsy ny bibilava akory no ratsy fa ny demony no naka ny endriky ny bibilava satria fantany fa io no biby noharian’Andriamanitra fetsy indrindra amin’ny biby rehetra eny an-tsaha.(Jen III.1) Betsaka noho izany ny olona voasoratra ao amin’ny baiboly masina no heverina fa manana anarana fiantsoana azy hafa ankoatra ny tena anarany ka ireo hevitra ireo sy ny velirano no nakana aim-panahy ka nahatonga ny fisian’ny Amboara Antily. A-JESOA KRISTY Nasehon’Andriamanitra tamin’ny endrika zava-boary I Jesoa na dia tonga olombelona aza.Nirahiny hamonjy an’izao Tontolo izao .ONDRY no biby ilazana azy satria ny ONDRY no heverina fa fanatitra tsara sy mendrika indrindra.I Jesoa no ilay ONDRY TSY MISY KILEMA; ZANAK’ONDRY MANAFAKA; ZANAK’ONDRY MAMONJY satria izy no manafaka sy manala ny fahotantsika; izy ilay mpamonjy ny olombelona: “Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra; indro Ilay manila ny fahotan’ny olona” (Ev. Md Joany I.29b) B-NY FANAHY MASINA Manambara ankarihary ny Fanahy Masina ny Amboara Antily.Ny Fanahy Masina no mankahery sy manamasina antsika.niseho tamin’ny endrika VOROMAILALA teo ambonin’ny Jesoa izy tamin’ny Jesoa nataon’ny Joany batemy mialohan’ny andehanan’I Jesoa hitory teny sy hanao fahagagana.Tamin’izay fotoana izay no nisy feo avy any an-danitra nanao hoe: Inty no zanako malalako; henoy izy! Ny Fanahy Masina no ilay VOROMAILALA MANKAHERY, VOROMAILALA MANAMASINA (Md Joany I.32b) D-MASINA MARIA Izy no ilay reny voafidy; tsy voakasiky ny fahotana tamin’ny fototra.Miavaka izy amin’ny Katolika ka izany no nahatonga ny katolika nanome anarana maro azy amin’ny endriky ny zava-boary 4 ZANAK’ONDRY TSY MISY KILEMA 2-ANTON’ITY ANTOKA FANDAVORARIANA ITY Fiainana sy hoavy lavorary no omanina ho an’ny rehetra. Manomboka aza na Mpitondra na Mpandraharaha…. dia mitoetra ny anarana maha- amin’ny fandraisana ny sakramentan’ny Batemy izany izay nandraisana fijoroana ho Antily sy ny fiainana ny lalàna sy velirano ary ny fahaterahana vaovao ary nanomezana anarana maha-kristianina. Nisafidy fahatsiarovana ny fikambanana satria ny AMBOARA ANTILY dia Antso Antily ary ifampiantsoana ka tanteraka antsakany sy andavany ny ny hanamasin-tena manokana amin’ny skotisma koa anefa isika noho ny mafim-belirano ary Anarana fiantsoana manokana amin’ny maha-Antily. antso mangina entin’Andriamanitra handavorariana antsika ka niroso 3-FITANTANANA NY ANTOKA FANDAVORARIANA AMIN’NY RAFITRA nanao velirano antily ary nanapan-kevitra ampahibemaso fa hiaina IFAMPITONDRANA EO ANIVON’NY ANTILIN’I MADAGASIKARA antsakany sy andavany mandrapahafaty izany lalàna sy velirano Antily Tahaka ny fitantanana ny mpampiofana sy ny mpampiofana izany. Fanohizana ny fiainana kristianina izany ary fiaingana sy mpanampy ato amin’ny fikambanana ihany ny fandaminana ny Antily fahaterahana ato anaty ny firohotana skotisma. Misy fetra anefa ny nahazo AMBOARA. Izay Mpampiofana no mampiofana ary mandamina sy fahafaha-mikatroka ka indraindray hadino ny fivelomana amin’ny maha- manomana ny fanofanana miaraka amin’ny Mpitantana isan’ambaratonga Antily rehefa nomen’ny fiaraha-monina adidy sy andraikitra amin’ny ato fiainana aty aoriana. Tokony ho tsaroana anefa fa raha isika no nahavita fifandaminana anaty ataon’ny samy mpampiofana ary dia mandray ny fikatrohana tato amin’ny fikambanana dia misy zandry zanaka andraikitra mirotsaka indray ao izay maka toky amin’ny fahitana ny olona fanofanana. Raha toa ka manana andraikitra hafa ilay mpampiofana izany navoakan’izany skotisma izany. Raha adinontsika tanteraka anefa izany hoe: sady mpampiofana izy no Filoha na Tonia na Mpiandraikitra tafika, maha-antily izany dia ho tonga ao antsain’ireo zandry zanaka ireo ny hoe: dia mitana ireo andraikiny ireo hatrany izy ireo fa miandraikitra ny “Hay rehefa mijanona amin’ny fikatrohana dia miverina tahaka ny olona fanofanana ihany koa. rehetra ivelan’ny fikambanana”. anatin’ny Fikambanana. miaraka amin’ny Mazava loatra mpitantana izy fa misy ireo hatrany amin’ny ny lafiny Toy izany koa ireo nahazo AMBOARA ANTILY. Ao anatin’ny rafitry ny Eo indrindra no isehoan’ny antoka fandavorariana. Ezahana amin’ity fikambanana izy ireo ary manana ny andraikitra izay napetraky ny fanehoana fanampiny ity ny hitohizan’ny fandavorariana ny maha-Antily fikambanana taminy.Fanohitra hoan’ny andraikitra raisiny ny AMBOARA satria nekena mandrapahafaty ny hiaina izany lalàna sy velirano maha- ANTILY entiny ka manao ny andraikiny ho vain-dohan-draharaha izy Antily izany, izany hoe: manomboka amin’ny nandraisana ny velirano dia ireo.Raha misy zavatra atao kosa ao amin’ny F.A.N.A.H.I. dia mila asiana fitiliana manokana ny tsirairay; avy eo dia omena AMBOARA fankatoavana avy amin’ny rafitra mpiahy mivantana izany. ANTILY ho anarana entiny anamarihana ny fiainana ny lalàna sy velirano Misy ny lenta eo amin’ny Samy mpampiofana miteraka sy mitarika Antily mandritra ny fiainany eny fa na dia nitsahatra amin’ny fikatrohana fifampitondrana sy fifandaminana. Toy izany koa amin’ireo nahazo ato amin’ny fikambanana aza. AMBOARA ANTILY, misy ny hetsika ataon’izy ireo izay mitaky Mpitarika Amin’ny andro sy taona itsaharan’ny fikatrohana ato amin’ny ka ny Zokiolona indrindra no mitarika izany, ary misy ihany koa ireo fikambanana izany dia mbola hotsaroana sy hiainana mandrakariva ny mpiara-mitarika hafa arakakaraka ny hetsika atao izay mifototra amin’ny maha-Antily satria efa nahazatra sy efa zary fiantso antsika ilay fizokiana avokoa fa tsy sanatria antana-tohatra akory. AMBOARA ANTILY nomena, izay mazava ho azy fa anarana maha-Antily Raha Vondron’ny Mpampiofana na Holafitry ny Mpampiofana na sy mampiavaka amin’ny olona tsotra. Koa na lasa Filoham-piangonana Ekipan’ny Mpampiofana no ilazana ny fiarahan’ny Mpampiofana rehetra 5 dia Farimbon’ny Antily Nahazo Amboara Ho an’ny Isam-batanolona na mandrotsaka ny fanomezam- pahasoavana ho azy sy ny olona tsara sitra- F.A.N.A.H.I. no ilazana ny fiarahan’ireo nahazo Amboara Antily rehetra. po ary hanolorany vavaka isan’andro isan’andro hahatanterahany ny 4-FAMARITANA Fitoriana ny Evanjely sy ny Asa famonjena amin’ny maha-Antily. Ny antoka fandavorariana na ny fanomezana AMBOARA ANTILY dia 7-HEVITRA FOTOTRA IAINANA NY AMBOARA ANTILY fitarihana ny Antily nanao velirano hihaino ny Antso ataon’Andriamanitra Raha mbola kely isika dia mitoe-panahy toy ny Anjely. Arakaraka ny aminy ka handavorariany ny Iraka sy ny Asa famonjena ankinin’I Jesoa fitomboana eny no maha-simba miandalana io toe-panahy io. Mananjara Kristy ho an’ny Tenany sy ny Mpiara-monina aminy amin’ny alalan’ny anefa isika izay mbola omen’Andriamanitra tombon’andro iainana, mba fanosorana azy ANARANA MANDAVORARY NY MAHA-ANTILY izay atao ahafahana manatona azy mibebaka sy mihavana aminy ka mihaino ny hoe: AMBOARA ANTILY. Entin’ny Antily manohy sy manaitra hatrany ny antsony sy manatanteraka ny iraka ary ny asa famonjena ampanohizan’I filàna fampivoarana amin’ny Tenany io ANARANA MANDAVORARY io izay Jesoa Kristy araka ny finoana izay ivelomana. andavorariany indrindra ny ENDRIKY NY TENANY IVELANY sy ny Ny Fandavorariana no kendrena koa mba hahafahana mahita ireo ENDRIKY NY TENANY ANATY. fampivoarana ilain’ny tenantsika dia misy toe-javatra valo mahakasika ny 5-HEVITRY NY TENY HOE: AMBOARA ANTILY fahalavorariana no ezahan’ny isam-batan’olona nahazo AMBOARA ANTILY Fitambaran-tsoratra miisa fito (7) ny teny hoe: AMBOARA izay ampivelarina sy kolokoloina mandritra ny fiainany manontolo, dia ireto fanafohizan-teny ary arahina teny hoe: ANTILY izay efa teny mivantana avy izany: tsy misy fanalavana. Fandraisan’ny tsirairay an-tanana ny hoavin’ny tenany. Ny AMBOARA dia nohalavaina hoe: Fiainana feno ny lalàna sy velirano antily, A=Antso; M=Mafim (Mafy); B=Belirano (Velirano); O=Omena; Fampivoarana ny endriky ny tena ivelany, A=Anorenana; R=andRafetana (Rafitra); A=Atao. Fampivoarana ny endriky ny tena anaty, Ny hoe: ANTILY kosa dia entina ilazana sy hanamafisana fa ANTILY no Fampiroboroboana ny Fikambanana antily sy ny Skotisma eran- nomena AMBOARA tany Fanomezana Antso ny AMBOARA ANTILY.Araka izany dia misy hevitra Fitadiavana ny mahasoa ny mpiara-monina sy ny besinimaro, maneho MARIKA na FANAMARIHANA izay amin’ny endrika lavorary satria Firosoana lalina amin’ny Finoana, ny Idealim-piainana Antily na ny Lalàna sy ny Velirano Antily no Fandrafetana drafi-panofanana manaraka ny toetr’andro sy ny MARIHINA amin’ny ANARANA. Mari-pisandratana araka izany fivoaran’ny fiainam-piaraha-monina hoan’ny tena manokana. ny AMBOARA ANTILY ary Mari- 8-FOMBA FANOMEZANA AMBOARA ANTILY pahombiazana ihany koa. a- FIRAFITRY NY ANARANA OMENA 6-TANJON’NY FANOMEZANA AMBOARA ANTILY Teny roa milaza endrika no arafitra ho AMBOARA ANTILY miendrika Antily nanao velirano mandray an-tanana ny hoaviny sy mandavorary ohatra izao: “OMBALAHY MAHEFA”. ny fampivoarana ny tenany, ny fampahombiazana ny asany ary ny Ny teny voalohany dia maneho ny Endrika ivelany (hita maso), izay fampandrosoana ny manodidina, araka ny antso anairana sy itarihana tovozina avy amin’ny endriky ny zava-boaary manana fiaim-piainana azy, ka hikatsahany hatrany ny fahasoavan’Andriamanitra izay 6 mitovy amin’ny olombelona dia ny biby sy ny vorona ary ny hazandrano ny Fiofanana HAZA nataony kosa izy farafaha-keliny.Vao mainka tena izany izay misy fivoarana tahaka ny tenan’olombelona ihany koa. tsara Lavorary ireo zava-boaary ireo satria tena miaina araka izay indrindra kosa raha toa ka efa manana lentam-piofana ambonimbony kokoa noho ireo. nahariana azy. Nohariana hiatrika ny zava-misy rehetra hita maso, ny b2-NY SAVARANO hafanana, ny hatsiaka, ny fiatrehana adim-piainana, ny fahaiza-mionona Fihaonan’ilay ANAI MPIAHY amin’ny MPIARO HASINA sy ny MPIARO amin’ny farahery ary ny faritra navela hiainany…. Fivoarana lehibe HASINA MPANAMPY. hoan’ny vatantsika izay endrika hita maso ny fananana toe-batana toy Atolotr’ilay ANAI MPIAHY ny MPIARO HASINA sy ny MPIARO HASINA izany. Ohatra: OMBALAHY, LAMBO, RAILOVY, VITSIKA….. MPANAMPY ny vokatry ny fitiliana nataony. Manazava ny anton’ny Ny teny faharoa dia ny endrika anaty (Toetra anaty), izay tovozina avy fisafidianana izy. amin’ny Lalàna sy Velirano antily ary ny Soratra Masina (Baiboly). Io ilay Ny MPIARO HASINA sy ny MPIARO HASINA MPANAMPY dia arofanina endrika tena itoviana amin’Andriamanitra Mpahary. mba ho voahaja tsara ny hasina maha-Amboara Antily ny Amboara Antily Lavorary ny toetran’Andriamanitra.Koa amin’ny maha-zanany antsika eo amin’ny maha-fandavorariana azy izay feno soatoavina. dia fivoarana lehibe ny fanahàfana azy, ka mandray ireo toetrany ao anaty Miara-mandray fanapahan-kevitra izy ireo avy eo mahakasika ny Lalàna sy Velirano antily ary voalaza ao anaty Soratra Masina. Ohatra: fotoana hiantsoana ilay kasaina homena AMBOARA ANTILY. MAHEFA, MATOKY, MANENTANA, MIKAJY….. b3-NY TSOBO-DRANO b- IREO DINGANA ARAHINA AMIN’NY FANOMEZANA AMBOARA ANTILY Fotoana ihaonan’ilay nanaovana fitiliana voalohany amin’ny MPIARO b1-NY FITILIANA HASINA sy ny MPIARO HASINA MPANAMPY. Afaka manatrika io fotoana Isika no mila fivoarana mba ho lavorary, noho izany dia omena io ihany koa ireo ANAI rehetra tratra antso. antsika izay toetra hitarika sy hanaitra ho any amin’izany fahalavorariana Eo no androsoana aminy ny antsipirian-kevitra rehetra mahakasika izany. ny antoka fandavorariana na ny fanomezana AMBOARA ANTILY. Afaka mandà izy raha toa ka hitany fa mivaona amin’ny fampivelarany ny Koa ireo Antily Nahazo Amboara Iainana (ANAI) no mijery izay hitany tenany sy ny fiainany izany. fa tokony hotolorana AMBOARA ANTILY mba hitarika sy hanaitra ny Raha tapa-kevitra kosa izy dia sarihana hiara-hametraka vokatra fandavorariana ny tsirairay sy ny rehetra.Miroso amin’ny fitiliana izy hotratrarina atomotr’ezaka miainga indrindra amin’ireo hevitra fototra aorian’izay. Mampiasa ny tondrom-pitiliana izay endrika iraisan’ny lafy valo (8) mba handinihany tena sy hiomanany amin’izany fahalavorariana valon’ny Nosy. Io ANAI manao fitiliana io no MPIAHY ilay Antily anaovany izany mandrapahatongan’ny LALAO MAMATONALINA na ilay FOTOANA ny fitiliana. HANAOVANA NY LANONAM-PANOSORANA ary miaraka amin’izay ny Mialoha ny hamenoana ny tondrom-pitiliana anefa dia fantarina fanomanany ny FEHI-TENDA iraisan’ireo nahazo AMBOARA ANTILY mialoha ny ara-tsakramentan’ilay hotiliana sy ny ara-piofanana Antily rehetra.Io ilay fehi-tenda miloko volon-davenona izay midika ho vitany ka tokony ho Antily vita Fankaherezana na andalam-piofanana io Fanetre-tena;fivalozana tiliana io raha tsy manambady; vita mariazy kosa raha manambady fahamasinana toy ny nataon’ny vahoaka tao Niniva. .Tokony ho nahavita nampihatra araka ny tokony ho izy ny lasy ketsa na 7 na fana-pahakevitra hiroso amin’ny Eto ihany no koa no asaina anombohany ijery ireo filamatra iainany fahalavorarian’Andriamanitra mba Arofanina sy tosika ahafahany miaina bebe kokoa ny Maha-Malagasy sy ny halehiben’ny fitiavany sy ny voninahiny. sy ny maha-kristianinana katolika ary ny maha-Antily vonon-kiaina ny Koa mandritra io LALAO MAMATONALINA io dia mikaroka ny SOA AMBOARA ANTILY horaisiny azy. REHETRA azo avy amin’ireo SEHATRA ireo hoan’ny Zanak’olombelona Ao anatin’izany ny fisafidianany: ireo izay homena AMBOARA ANTILY. Asehon’izy ireo ihany koa ny Adidy -Andinin-tsoratra masina sy hira katolika sy andraikitra tokony ho raisin’ny Zanak’olombelona amin’ny fikajiana sy -Lalana na fitsipiky ny Antily ny hampaharitra ireo sehatra ireo mandritra izany. Hiezahan’izay homena -Ohabolam-pahendrena Malagasy Amboara Antily koa ny mba hamoahana ny fihevitr’Andriamanitra Izay tokony tsy ho adinony mandrapahafatiny manomboka eo amin’ny amin’ny nanomezany ireo SEHATRA ireo ary indrindra ny soatoavina fampahafantarany izany eo anivon’ny F.A.N.A.H.I. tarafin’ny zanak’olombelona avy amin’izany. Atomboka eo koa ny tombana ivelany sy tombana anatiny, manomana Tsara indrindra raha avoakan’ireo izay homena Amboara Antily ihany AMBOARA ANTILY roa na telo hisafidianana manampy ny fandinihana koa ny fanoharana na fampianarana nomen’I Jesoa Kristy avy amin’ireo nataon’ny ANAI MPIAHY ireo Antily nahazo Amboara Iainana rehetra SEHATRA ireo. manatrika eo. Ny MPIZARA HASINA sy ny MPIZARA HASINA MPANAMPY no mitarika Mijanona ho Tsiambaratelo hatrany anefa izay AMBOARA ANTILY ny lalao mamatonalina ary otronon’ny ANAI rehetra tonga manatrika rehetra voavolavola mandrapahatongan’ny LALAO MAMATONALINA. izany.Azon’ny Tompon’andraikitra Antily rehetra atao ihany koa ny Raketina ao amin’ilay Tondrom-pitiliana avokoa izay fandinihana vita manatrika ny lanonam-panosorana. rehetra. ALOHAN’NY FANOSORANA: Ireo ANAI rehetra nanatrika ny savarano no tompon’andraikitra Miroso amin’ny fitsirihana ny fahalavorariana efa ao aminy ireo amin’ny fanomanana ny lalao mamatonalina ka ny MPIARO HASINA handray AMBOARA Antily. Miendrika lalao anehoan’izy ireo ny maha-izy nitarika ny tsobo-drano no mandrindra izany. azy avy hatrany izany fitsirihana izany ka seha-pandavorariana valo (8) no b4-NY LALAO MAMATONALINA andalovan’izy ireo: (1) Ny Jerihoavin’ny fiainany, (2) ny soatoavina Fotoana anolorana amin’ny FOMBA MANOKANA ny AMBOARA ivelomany, (3) ny fisehoany (ara-batana sy fahasalamana, ara-piaraha- ANTILY hoan’ireo Antily efa nahavita ny Dingana rehetra takian’ny monina), (4) ny fivelarany (ara-tsaina, ara-pihetseham-po, ara-panahy), (5) fanosorana. ny firohotany sy fikatrohany, (6) ny fikarohana fampandrosoana heveriny, Amin’ny maha-lalao azy dia misy SEHATRA ILALAOVANA EFATRA (4) (7) fifikirany sy fireharehany amin’ny finoany, (8) ny fianarana sy lehibe. Nosafidiana manokana ireo sehatra ireo satria noheverina fa fiofanana ilainy sy katsahiny. sehatra fototra nanombohan’Andriamanitra nahary izao rehetra izao, dia Ilaina ny fanomanana mialoha ireo fitsirihana ireo ka manomboka ny RANO; TANY; AFO ary ny RIVOTRA. amin’ny fitiliana sy ny fihaonana samihafa efa ataon’ny ANAI MPIAHY sy Napetraka hivelona teo amin’ireo sehatra ireo avy eo ny zava-boaary mihetsiketsika sy manaranaka rehetra mba haneho ny MPIARO HASINA ary ireo nahazo AMBOARA ANTILY nantsoina no efa ny mandrafitra izay handrefesana ny fahalavorarian’ireo homena AMBOARA ANTILY. Ezahana ny hananana fandrefesana mifanaraka amin’ireo izay 8 homena AMBOARA ANTILY mba ho tena izay fandavorariana ilain’izy ireo Hamarinina raha voaangona ireo singa efatra miantoka ny tokoa aoriana kely. Raha io fomba io no jerena dia sarotra ihany ny fahaveloman’ny zanak’olombelona. Sady mitondra santionany mivaingana hanaovana fanontaniana iombonana na lasitra satria ny tsirairay no izy ireo no mitondra ny asa fikarohana nataon’ny tsirairay entin’ireo singa tsirihina. ireo ary koa mitondra fanazavana izay mety ho hevi-piainana sy Na izany aza anefa dia ireo sehatra na singa efatra lehibe miantoka ny soatoavina ary hevi-pinoana ambarany: fahavelomana eto an-tany no fototra itrandrahan’ireo izay homena AMBOARA ANTILY ireo seha-pandavorariana valo ampilalaovina azy ireo Apetraka manodidina ny Afon-dasy, ny rano, ny tany, ny afo ary ny dia ny: RANO, AFO, TANY ary RIVOTRA. RANO;AFO;TANY;RIVOTRA rivotra vokatry ny dian’ireo handray AMBOARA ANTILY. Mivonona Sady mamelona ivelany ireo no mamelona anaty izay no mahalavorary amin’ny fanazavana izy ireo ary mandrefy ny fahalavorariana avy azy ka anaovan’ireo izay homena amboara antily fikarohana. Sady amin’izany ny MPANATRIKA REHETRA tarihin’ny MPIZARA HASINA. maneho ny hery ivelan’ireo singa ireo izy ireo no maneho ihany koa ny -Manao famoriana sokera hery anaty amelomany ny zava-boaary eto ambonin’ity IZAO TONTOLO -Miredona ny hiram-pirenena arahin’ny Sidiky ny Antily IZAO ity. -Manao teny FANOKAFANA ny MPIZARA HASINA manazava ny hevitr’ireo singa efatra ireo. MANDRITRA NY FANOSORANA -MIANTSO NY FANAHY MASINA amin’ny alalan’ny HIRA KATOLIKA Amin’ny misasak’alina, mandrehitra ny afon-dasy hanazavana ny toerana hanaovana ny LALAO MAMATONALINA ireo -Famakiana ny Tenin’Andriamanitra araka ny Evanjely nosoratan’ny hotolorana Md MARKA III, 13-19 AMBOARA ANTILY. -Mitondra ny fitoriana sy ny fandavorariana entin’ny Evanjely ny Atao manomboka ny misasak’alina ny fanomezana AMBOARA ANTILY satria manomboka eo no hisokatra ny andro vaovao iray mpamaky teny izay -Fampahatsahivana fohifohy ny tantara sy ny lalana nodiavin’ny hanombohany hiaina sy hivelona ny AMBOARA ANTILY omena azy. AMBOARA ANTILY Alohan’izay anefa izy no misedra ny AIZINA; manao ny FIBEBAHANA fa vonona ny hiroso amin’ny fomba fiainana vaovao ho fandavorariany ny -Fiantsoana ireo hotolorana hiroso tenany sy ny manodidina azy. Satria alohan’ny misasak’alina no atao hoe: -Fampahafantaran’ireo hotolorana ny Tenin’Andriamanitra ny ny hira ALINA, ilay alina MAIZINA, MANGINA ary TONTOLON’NY FANAHY RATSY katolika;ny lalàna na fitsipika Antily ary ny ohabolana Malagasy nofidiany izay horesena sy hofenoina amin’ny FAHAZAVANA noho isika MAZAVA sy ho tari-dalana amin’ny fiainana ary ny fanazavany tsotsotra izany (Isaky ZANAK’ANDRIAMANITRA ka hampahomby ny FANDAVORARIANA izay ny mahavita izany ny tsirairay dia mamarana azy amin’ny vavaka tora-po) -Fitaterana ny vokatry ny dia tamin’ny fisedrana ny alina iriana hameno ny FIAINANTSIKA. -Miroso ary miantso ny Antily Ahiany ny ANAI MPIAHY hanatrika azy Ny fahatafitantsika io AIZINA io no MARIKA fa lavon’ny MAZAVA ny eo anoloany ary mamaky ny tondrom-pitiliana. MAIZINA ary afaka mandavorary ny fiainana isika ary indrindra afaka -Mampanao lalao farany ilay ahiany ny ANAI MPIAHY dia ny lalao miady amin’ny FAHOTANA sy ny FAHALOVANA ary ny FAHARATSIANA “MAFY BE RAHA….” izany.Sedra asehon’ilay homena amboara antily REHETRA. amin’ny alalan’ny lalao ampanaovina azy izay manasongadina indrindra 9 ireo fihetsika na toetra mahaliana amin’ilay Amboara voavolavolan’ny AORIAN’NY LALAO MAMATONALINA FANAHI fa hatolotra azy. Alefan’ny MPIZARA HASINA any amin’ny VAHATRA ny lisitr’ireo vao -Miroso amin’ny famakiana ny Vokatra hotratrarina iombonana nahazo homena ireo hotolorana AMBOARA ANTILY ny MPIZARA HASINA ary AMBOARA ANTILY mba horaketina amin’ny BOKY VOLAMENAN’NY F.A.N.A.H.I. mampahafantatra azy ireo ny fisehoana vaovao hiainany dia ireto: Ilay vao nosorana kosa dia manamarika izany eo amin’ny fanamiana Fiantsoana amin’ny AMBOARA ANTILY fitondrany mikatroka ka eo ambonin’ny paosy havia; Fandavorariana ny tena sy ny atao rehetra ary ny manodidina vokovokom-belirano no ametahany izany.Marika izay miendrika toy izao: Fitadiavana ny mahasoa ny mpiara-monina sy ny besinimaro Refiny: Lavany 07sm ; sakany 1,5 sm;Sisiny Famoronana Sonia vaovao manambara ny AMBOARA ANTILY miloko mena ;Tokontaniny miloloko volon-davenona Fandalinana samihafa ilaina…. ary misoratra mena ao anatiny ny Amboara Antily ambanin’ny -Mandika afo miampita aty amin’ny toerana misy ireo ANAI manatrika OMBALAHY MAHEFA ny lanonana ilay honena amboara antily. -Manatona ny fanevam-pikambanana ary manavao ny velirano antily izay raisin’ilay ANAI MPIAHY azy; tohizana avy hatrany amin’ny 9-RIANALA na Rindra Ifampitondran’ny Antily Nahazo Fanambarana ampahibemaso ny AMBOARA ANTILY iantsoana azy Amboara sy Lamina Anaty manomboka eo arahina fanolorana ny fehitenda sy mari-panosorana ary Lamina anaty handrindrana ny fifampitondran’ny samy nahazo fanambarana fa afaka mandray anjara amin’ny F.A.N.A.H.I. izy ary Amboara Antily, izany hoe :ny samy nahazo AMBOARA ANTILY ihany no manana adidy amin’izany. (Atao tsirairay) miaina azy. Ary ho fandaminana ny F.AN.A.H.I no tena ametrahana io Rehefa vita avokoa dia RIANALA io. -Redonina ny hiran’ny Velirano. a-VAHATRA -Redonina ny HIRA FANEVAn’ny AMBOARA ANTILY. Io no Zokiolona miahy ny rehetra.Izy no Zoky ara-taona izay efa -Fifankahalalana ary fisaorana sy fankasitrahana tarihin’ny MPIZARA nandalo ny sedra-piainana mafy sy lava indrindra tamin’ny rehetra ka HASINA mahita tsara ny fandavorariana tokony hitarihana sy hanairana ny -HIRA FANIRAHANA rehetra mba hamelomana ny ANTSO.Amin’ny mahazoky indrindra azy dia -FIRAVANA hoan’ny Rehetra Ray aman-drenin’ny ANAI rehetra manerana ny Nosy no andraikitra Marihina fa mandritra izany dia manao fanamiana mijijy avokoa fototra iantsorohany. ny Antily rehetra manatrika ny lanonana. Natao hitarika ny faribolana ihany koa izy.Azony atao no manankina Misintaka kely amin’ny toerana ahafahany mandinin-tena izay efa voaomana mialoha kosa ireo vao nahazo AMBOARA ny fitarihana izany amin’ny amin’izay ANAI zoky indrindra manaraka azy ANTILY tonga manatrika eo raha toa misy antony manokana.Io no antsoina hoe: mandrapahatongan’ny Fiposahan’ny masoandro na amin’ny 06 maraina MPISOLO VAHATRA.Mifarana miaraka amin’ny fikatonan’ny faribolana eo ho eo. ny andraikitry ny MPISOLO VAHATRA. 10 b-MPIZARA HASINA f-F.A.N.A.H.I. na Farimbon’ny Antily Nahazo Amboara Izy no Zokiolona ara-taona indrindra amin’ireo ANAI tonga manatrika Hoan’ny Isam-batan’olona: ny F.A.N.A.H.I. mandritra ny lalao mamatonalina.MPIZARA HASINA Sehatra ivondronan’ireo nahazo AMBOARA ANTILY rehetra, iainana MPANAMPY azy avy hatrany mandritra io fotoana io ny zokiolona ny fandavorariana ny maha-ANTILY sy ifanakalozana. indrindra amin’ny andiany zokiny indrindra amin’ireo ANAI tonga manatrika ny F.A.N.A.H.I. eo.Mitarika ny lalao mamatonalina sy ny lanonam-panosorana no andraikiny ary mandefa ny anaran’ireo nahazo AMBOARA ANTILY vaovao mankany amin’ny VAHATRA d-MPIARO HASINA Zokiolona indrindra amin’ny ANAI tonga manatrika ny savarano sy ny tsobo-drano; MPIARO HASINA MPANAMPY azy avy hatrany mandritra io fotoana io ny zokiolona indrindra amin’ny andiany zokiny indrindra amin’ireo ANAI tonga manatrika ny F.A.N.A.H.I. eo. Arofanina tsy hampivaona ny soatoavina izy ireo. Ny mpiaro hasina sy ny mpanampy azy handray ny savarano dia tsara raha ANAI miray faritra na fivondronana amin’ilay ANAI mpiahy.Tsy voatery anefa fa araka ny zava-misy.Tsy maintsy zokin’ilay ANAI Mpiahy ara-taona kosa anefa ny mpiaro hasina ary Zoky amin’ny andia no mpanampy azy.Ilay ANAI mpiahy araka izany no mikaroka sy manatona ireo ANAI hitarika ny sava-rano ireo. Mitarika sava-rano izy ireo ary manapaka miaraka amin’ilay Mpiahy ny fotoana hanaovana ny tsobo-drano izay efa tokony iantsoana ny ANAI rehetra tratra antso; indrindra ireo miray faritra na fivondronana. Ny mpiaro hasina sy ny mpanampy azy izay mitarika ny tsobo-drano kosa no mitarika sy mandrindra ny fanomanana ny lalao mamatonalina. e-A.N.A.I. na Antily Nahazo Amboara Iainana Ny rehetra izay nahazo AMBOARA ANTILY no antsoina hoe: ANAI. Izy ireo no Hery velon’ny Farimbona ka mampijoro ny F.A.N.A.H.I. 11 IV-IREO FOMBA MAHALIANA SY MAMPIENTANA 2-NY HIRA FANEVA 1-IREO VOAMBOLANA FAMPIASA A.M.B.O.A.R.A.: Antso Mafim-Belirano Omena Anorenana sy Ny AMBOARA re izao, andRafetana ny Atao No indro efa noraisinay, R.I.A.N.A.L.A.:Rindra Ifampitondran’ny Antily Nahazo Hamelombelona ny veliranonay Amboara sy Lamina Anaty Ny Amboara re izao A.N.A.I.: Antily Nahazo Amboara Iainana. No indro fiantsoana anay, F.A.N.A.H.I.: Farimbon’ny Antily Nahazo Amboara Hoan’ny Ka zary ravaka mambomba ny fiainanay Isam-batan’olona. Faribolana: Fandraisana fanapahan-kevitra nasionaly eo Fiv: Ny Amboara re, anivon’ny F.A.N.A.H.I. Fotoana atrehin’ireo ANAI rehetra Mampiray anay rehetra, araka izay be indrindra. Miombona FANAHI Lalao mamatonalina: Dingana farany amin’ny fanomezana Ny Amboara re Amboara Antily ka mandritra izany no anaovana ny lanonam- Isaloran’ny Antily mahefa sady sahy. panosorona na ny lanonana amin’ny fanomezana AMBOARA ANTILY. Antso mafim-belirano Savarano: Fihaonan’ny Mpiahy amin’ny Mpiaro hasina mba Maniraka handray andraikitra ahafahany manolotra ireo fanadihadiana nataony. Hanatontosa ireo adidy maro lafy Tsobo-drano: Fihaonana voalohany amin’ilay homena Fihavaozana isan’andro AMBOARA ANTILY eo anivon’ny F.AN.A.H.I. Ho mpirahalahy tokoa Vaky masoandro: Fankalazana eo anivon’ny F.A.N.A.H.I. Ambany fitantanan’ny Fanahin’I Jesoa. isan-taona ny faha-21 Marsa izay fahatsiarovana ny nanaovana faribolana voalohany teny ILAFY ny taona 2010 izay fotoana fiaingana vaovao hoan’ny F.A.N.A.H.I. rehetra .Fotoana hanavaozan’ny ANAI rehetra manerana nosy ny Veliranony io ary anaovany tombana sy fitsikeran-tena ary hamaritany ny fomba hanatsarany ny vokatra ho tratrarina raketin’ny AMBOARA ANTILY entiny.Fiaingana vaovao isantaona hoan’ny ANAI sy ny F.A.N.A.H.I. 12 V-TOVANA A.M.B.O.A.R.A. TONDROM-PITILIANA IRAISANA “Antso Mafim-Belirano Anorenana sy andRafetana ny Atao” ANARANA: FANAMPINY: ANDRAIKITRA EO ANIVON’NY FIKAMBANANA: ANTILIN’I MADAGASIKARA AO: FIOFANANA VITA: KETSA- LSB / HAZA-ZAHA / ZARY / ZATRA-ZOTRA FARIMBON’NY ANTILY NAHAZO AMBOARA HO AN’NY ISAM-BATAN’OLONA Nanao ahoana ny tahan’ny fahombiazany tamin’ny fampiharana ny fiofanana nataony …………………………………………………………………………………………………………………………………. Inona no antony ilazan’ialahy izany? (F.A.N.A.H.I) …………………………………………………………………………………………………………………………………. SAKRAMENTA NORAISINA: FANKAHEREZANA: Andalam-Piofanana / Vita Ny Taona …….. Raha manambady MARIAZY: VITA MARIAZY NY TAONA NY …………………TAO ……………......................…………………… VOKATRA TSARA FANAMAFY LESOKA HOTRATRARINA FANATSARA APETRAKY NY MPIAHY ATOLOTRA AN’I……………………………………………………………………………………… FIKATSAHANA NY AMBOARA ANTILY……………………………………………………………………………… AN’ANDRIAMANITRA FIKOLOKOLOANA VATANA SY FAHASALAMANA Tsy manam-pahataperana ny fiantsoana azy amin’io anarana io manomboka FIKOLOKOLOANA androany……….................teto ………………………………………………………… TOETRA FIFEHEZANA FIHETSEM-PO FAHAIZANA MANAVIA Ny A.N.A.I. Mpiahy MANAVANANA FIFANDRAISANA AMIN’NY HAFA TOLO-KEVITRY NY ANAI MPIAHY AMIN’NY AMBOARA ANTILY HOMENA: BIBY:…………………NA………….……….MPAMARI-TOETRA………………..…..…NA………………………… FANOHANANA NY TOLO-KEVITRA…………………………………………………………………………….......... SONIAN’NY MPIAHY 13 Ny Mpizara hasina AZO ANTSOINA NA IFANDRAISANA HAKANA FANAZAVANA FANAMPINY IREO NITARIKA NY ATRIK’ASA FARANY TENY ILANIVATO NY 18-19 JANOARY 2014 ANTILIN’I MADAGASIKARA FARIMBON’NY ANTILY NAHAZO AMBOARA HO AN’NY ISAM-BATAN’OLONA (F.A.N.A.H.I) 1- VOLAVITA MAHEFA 033 07 772 33 2- VANO RONJY 033 12 912 08 3- ANKOAY MATOTRA 033 25 817 27 4- SAKORITA MAHALEFITRA 033 08 470 17 5- TANALAHY MAVITRIKA FANEHOANA FANAMPINY 033 09016 39 6- AKIBO MIKAROKA 033 86 298 73 7- ARA MIKIRY 033 14 181 38 8- TABOALA MATOTRA 033 82 407 27 9- ANDRONGO MAVITRIKA 033 04 172 78 10- SABOKETRY MIHOA-DIA 034 12 375 18 11- VANKOHY MIAHY 034 31 47891 Isaorana isikaA.N.A.I ANTOKA FANDAVORARIANA -Maro be tonga nanatrika ny atrik’asa -Ireo nandefa solon-tena: Tsiroanomandidy;Toamasina;Antananarivo -Ireo nahazoana filazan-tsy fahafahana: Fianarantsoa;Ankazobe;Mahajanga -Ireo tsy tonga noho ny antony samihafa -Isaorana manokana ireo nanohana NA FANOMEZANA AMBOARA ANTILY 14 ISAORANA ANDRIAMANITRA NANOLO-TSAINA SY NITAHY
© Copyright 2026 Paperzz