image - FPMA Paris

Azomà 25 desambra 2015
Laharana faha 130
Ny Gazety
Edito
Andriamanitra lehibe
noho ny fontsika
Ry Havana,
(I Jean 3 :20)
Noelin’ny Ankizy,
20 Desambra 2015
Lioka 1, 39-45
Raha mijery ny fizotry ny fotoana dia
mahita fa mandeha haingana tokoa satria
mankalaza ny krismasy indray isika, izay
toy ny tsy ela akory no nankalazantsika
tamin’ny taon-dasa.
Tonga ao an-tsaina eo am-panoratan’izao
matoan-dahatsoratra
izao
ny
voambaran’ny Mpanao salamo izay milaza
fa « Mampianara anay hanisa ny andronay,
hahazoanay fo hendry.. » (Sal 90 :12).
Manoloana ny tetik’asa sy asa ary ny
zava-misy eo amin’ny fiainan’ny tsirairay,
ny fianakaviana, ny fiangonana ary ny
firenena, dia samy te-hiezaka hampiasa ny
fahendreny ny rehetra hamahana ny mety
olana mitranga kanefa indraindray tsy
araka ny nandrasana ny vokatra azo, ka lasa
ny ahiahy sy ny tebiteby no mameno ny fo
sy ny saina manoloana ny ho avy.
Vaovao mahafaly no hambara antsika
amin’izao andro krismasy izao : Ilay
Mpamonjy izay hankalazantsika amin’izao
krismasy izao ny nahatongavany teto
amin’izao tontolo izao dia lehibe lavitra
nohon’ny fontsika sy ny fisainantsika (I Jean
3:20)
Koa mirary
kirsmasy 2015
feno
ny
Fiadanana sy ny fahatokiana
an'Andriamanitra ho antsika rehetra.
Roland Ratiarison
DECES DE
Fatima PEPIN
Membre active de
l'Eglise
Page 2
39 Ary Maria niainga tamin'izany andro izany
ka nandeha faingana ho any amin'ny tany havoana, ho ao an-tanàna anankiray any Joda; 40
ary niditra tao an-tranon'i Zakaria izy ka niarahaba an'i Elizabeta. 41 Ary rehefa ren'i Elizabeta
ny fiarahaban'i Maria, dia nibitaka ny zaza tao
an-kibony; ary nofenoina ny Fanahy Masina
Elizabeta, 42 dia niantso tamin'ny feo mahery
hoe izy: Voatahy samy vehivavy ianao, ary voatahy ny hateraky ny kibonao. 43 Avy aiza no
ahatongavan'izao amiko, no mba vangian'ny
renin'ny Tompoko aho 44 Fa, indro, raha vao
ren'ny sofiko ny feon'ny fiarahabanao, dia nibitaka noho ny hafaliana ny zaza ao an-kiboko.45
Ary sambatra ianao izay nino; fa hefaina izay
zavatra nampilazain'ny Tompo taminao.
Tohiny P.3
HAFATRA PASTORALY KRISMASY 2015
Ho aminareo rehetra anie ny Fahasoavana
sy ny Fiadanana avy amin’Andriamanitra
Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina !
«Indro, ny virjina hitoe-jaza ka hiteraka
zazalahy; ary ny anarany hataon’ny olona
hoe Imanoela,izany hoe, raha adika:
"Amintsika Andriamanitra." » Matio 1,
24. Amintsika Andriamanitra fa Jesoa
Kristy Ilay Teny tonga nofo no Loharanom-
pahasoavana enti- miasa handrosoan’ny
Fiangonantsika. Izany, ry havana, no hafatra
entin’ny Tenin’Andriamanitra ho antsika
amin’izao Noely 2015 izao.
Feno herisetra ankehitriny izao tontolo
izao misy antsika. Be ny aina nafoy noho
ny saina tsy mitovy. Maro ny hevitra
mampisavorovoro aroson’ny
Tohiny P.2
FANORENANA SY FITOMBOANA
Esaïe 60 :1-2 « Lève-toi, brille, car ta lumière arrive et la gloire de
l’Eternel se lève sur toi. Certes, les ténèbres recouvrent la terre et
l’obscurité profonde enveloppe les peuples. Mais toi, l’Eternel se
lèvera, sur toi sa gloire apparaîtra. »
Ça y est, c’est Noël ! Cela fait
maintenant plusieurs semaines
voire mois que l’église toute
entière s’y prépare : les
enseignements invitaient à se
repentir pour préparer nos cœurs
à accueillir notre Sauveur, l’église
a été joliment décorée pour les
fêtes, les fidèles ont veillé le 24
décembre autour des chants
de louange entonnés par la
chorale…
Le Sampana Sekoly Alahady s’y
est également préparé depuis
le début de l’année avec la
conception du spectacle de
Noël des enfants. Cette année,
le thème est « Lève-toi et brille
» d’après les 2 premiers versets
d’Esaïe 60. Enfants, parents et
moniteurs ont répété assidument
pendant dix semaines, et, par
la grâce de Dieu, le message a
été proclamé haut et fort par les
enfants porteurs de lumière le
dimanche 20 décembre. Toute
l’église s’est mobilisée, unie dans
les préparatifs, les chants de
louange, la prière, les scénettes,
la communion à la table du
Seigneur et le repas fraternel.
Quelle joie de fêter ensemble
avec les enfants l’avènement de
notre Sauveur !
Car Noël est l’anniversaire de
Jésus, le Sauveur des hommes
venu parmi nous.
Ami chrétien, le monde fête
aussi Noël, mais toute l’ambiance
festive qu’il propose ne peut
masquer que « les ténèbres
recouvrent la terre et l’obscurité
profonde enveloppe les peuples
». Toi, pourquoi fêtes-tu Noël ? Estu conscient que notre monde est
recouvert de l’obscurité du péché,
de la haine et de la violence, et
que Jésus est l’étoile du matin
venu nous apporter La Lumière ?
Avec quelle attitude fêtes-tu Noël
? Rappelle-toi que Jésus le Roi des
rois est né dans une crèche pauvre
et misérable car il n’y avait pas de
place pour lui dans l’hôtellerie. Et
toi, y a-t-il une place pour lui dans
ton cœur ?
Rappelle-toi que les anges ont
fait part de la naissance de Jésus
aux bergers en entonnant un
Nantsoin’ny Tompo any Aminy
ny Alatsinainy 21 décembre teo
Ramatoa Fatima Boina PEPIN .
Izy dia zanaky ny Tafo FPMA
Paris
nanomboka
tamin'ny
taona 1996 raha mbola tao
Pentemont
ny
fiangonana,
Mpandray ny Fanasan’ny Tompo
notokanana tamin’ny taona 2013
ary mpikambana tao amin’ny
Tarik’Asa Sosialy.
Nafàna fo tamin’ny fanompoana
ny Tompo tokoa izy niaraka
tamin’ny ankohonany dia Atoa
Jacques PEPIN vadiny sy izy
2 25 desambra 2015 www.fpma-paris.org
chant de gloire et que les bergers,
eux aussi, ont glorifié Dieu en
entendant cette nouvelle. Et toi,
ton cœur est-il encore touché
par l’arrivée de Jésus au point de
glorifier Dieu pour son cadeau
inestimable ? Rappelle-toi que les
mages qui observaient les étoiles
ont su discerner dans l’apparition
d’une étoile particulière, la
naissance d’un grand Roi, et se
sont mis en route pour aller le
chercher et l’adorer. Et toi, estu prêt à tout abandonner pour
rencontrer et adorer le Roi des
rois, ton Roi ?
Si tu te laisses toucher par ce
cadeau merveilleux que Dieu
t’offre et ouvres la porte de ton
cœur à Jésus afin qu’il puisse y
naître, alors ta lumière est arrivée.
Jésus en toi te transforme pour
que Sa lumière brille à travers
toi. Lève-toi et brille comme
l’étoile de Bethlehem dans le coin
sombre dans lequel Dieu t’a posé.
Sois un modèle pour ceux que tu
côtoies. Et enfin, tant que tu peux,
guide-les vers ton Seigneur Jésus.
Joyeux Noël !
mianadahy zanany, Rindra sy
Bryan izay samy mpikambana
ao amin’ny Sampana Tanora
Kristiana (STK).
Toy izao ny an-tsipiriany momba
ny fandevenana :
Alatsinainy 28 décembre : 10h45
Hôpital Paul Brousse de Villejuif,
11h45 : Fiaingàna ho any ampiangonana
12h30 : Fanompoam-pivavahana
fanomezam-boninahitra
an’Andriamanitra ao amin’ny
Temple de la Rédemption , 16 rue
HAFATRA PASTORALY
( Tohiny )
sain’olombelona.
Mangetaheta filaminana isika,
ary mitady fahamarinana
avy amin’Andriamanitra. «Te
hitovy amin’Andriamanitra»
ka hahaleo tena tsy mila
an’Andriamanitra
ny
zanak’olombelona.
Mbola mamabo ny
fon’ny
maro
io
fakam-panahy
nataon’ny devoly io ka
nahalavo ny zanak’olombelona
tao Edena. Ny fanambaran’i
Kristy Irery ihany amin’ny
asan’ny Fanahy Masina ao ampontsika no hahalalantsika
ny marina. Raha mino sy
manaiky an’i Jesoa Kristy
isika dia tena ho amintsika
tokoa Andriamanitra, ka ho
olona afaka isika, fa « Raha
ny Zanaka no manafaka
anareo, dia ho afaka tokoa
ianareo.»Johany 8, 36.
Ny
fiainam-bavaka
omban’ny asan’ny Fanahy
Masina no mahatonga ny
Tenin’Andriamanitra
ho
Fiainana handraisantsika an’i
Kristy. Hoy Jesoa tamin’ireo
mpivavaka jiosy nanohitra Azy:
«Izay avy amin'Andriamanitra
no
mihaino
ny
tenin'Andriamanitra; izany no
tsy ihainoanareo, satria tsy avy
amin'Andriamanitra ianareo!
... Izaho tsy ondranondranana
fa manome haja ny Raiko;
fa ianareo kosa tsy manome
haja Ahy. Saingy Izaho tsy
mitady ny voninahitro, fa ao
Ilay mitady izany ho Ahy sady
mitsara ara-drariny.» Johany
8, 47-50.
Mitaona antsika hitodika any
Aminy ny Tompo, ary handray
Tohiny P.3
Chauchat
15h00 : Cimetière de Cachan
Misaotra ny Tompo Jesosy
ny
Fiangonana
tamin’ny
nampindramany an’i Fatima
Boina PEPIN ary dia ho
an’Andriamanitra
irery
ny
voninahitra tamin’izay rehetra
tanteraka teo amin’ny fiainany.
Ny Fiadanan’i Jesosy sy ny
fampiononana avy amin’ny
Fanahy Masina anie ho tanteraka
eo amin’izy telo mianaka sy ny
fianakaviana manontolo ary ny
Fiangonana.
VATSIM-PANAHY
Noelin'ny Ankizy, 20 Desambra 2015 ( Tohiny )
Raha ny fizotrin’ny tantara ety antany no jerena dia toa zava-bitika
ary tsy misy mpahalala akory
no ambara eto. Vehivavy roa tsy
dia misy lanjany firy eo amin’ny
fiaraha-monina no resahina
eto. Ny iray tena mbola tanora
ary ny iray kosa dia efa antitra.
Raha ampitahaina amin’ireo
manam-pahefana eto amin’izao
tontolo izao izy mianaka ireo
dia tena maivan-danja tokoa eo
anatrehan’ny zanak’olombelona.
Apetrak’Andriamanitra eo antsorok’izy mianaka ireo anefa
ankehitriny ny hoavin’izao tontolo
izao. Mahagaga ny fitovian’ny
fitrangan-javatra eo amin’ny
fiainan’i Maria sy Elisabeta ;
1.Samy nisehoan’ny anjely izy
ireo
2.Samy nanaovan’Andriamanitra
zava-mahagaga satria ny iray dia
hanan’anaka kanefa efa nitsahajaza ary ny iray kosa mitoe-jaza
nefa tsy mbola nahalala lahy.
3.Samy nilazan’ny anjely koa izy
mianaka fa misy asa manokana
ho an’ny ireo zaza aloakin’ny
kibon’izy ireo: Ny an’i Maria
dia ho Mesia hamonjy izao
tontolo izao, ny an’i Elisabeta kosa
dia ho zaza hanamboatra lalana
idiran’ny Mesia ao am-pon’ny
olona.
Noho izany, tokana ihany ny
finoana ao amin’i Maria sy
Elisabeta na dia fomba roa
samihafa aza ny fisehoan’izany eo
amin’ny fiainan’izy mianaka:
an’i Jesosy teo amin’i Elisabeta dia
tahaka izany koa no itondrantsika
Fiangonana
an’i
Jesosy eo
anivon’izao tontolo izao.
1.Ny finoan’i Maria dia finoana
an’i Jesosy Kristy Mpamonjy
izao tontolo izao. Ary noho
izany finoana izany dia nanaiky
izy hampiasain’Andriamanitra ho
lalana idiran’ny Mpamonjy na ny
famonjena eto amin’izao tontolo
izao.
3.Tena mampieritreritra izany
satria io Jesosy izay nentin’i Maria
io dia tsapan’ny zaza tao ankibon’i Elisabeta ka nahatonga
azy koa ho feno ny Fanahy Masina.
Noho izany àry dia mipetraka
amintsika ny fanontaniana manao
hoe: Tena mitondra an’i Jesosy ho
eto amin’izao tontolo izao tokoa
va ny Fiangonana? Moa tsapan’ny
olona tokoa ve fa tena eo amin’ny
fiangonana Jesosy Kristy ka
mahafaly azy ny mifanerasera
amin’ny fiangonana, ary lasa
feno ny Fanahy Masina koa izay
mifanerasera aminy?
2.Ny finoan’i Elisabeta kosa dia
niatraika tamin’ny zaza tao ankibony ka nahatonga azy ho faly
ary nahatonga an’i Elizabeta ho
feno ny Fanahy Masina
3.Tena finoana izany satria tsy
mbola hitan’ny mason’izy ireo
akory kanefa efa eo anivon’izy
ireo sahady.
Noho izany àry ry havana, raha
dinihina ny toe-javatra iain’ny
fiangonana
ankehitriny
dia
azo heverina fa tena misy azo
ampifandraisina amin’ny toejavatra izay niainan’izy mianaka
ireto.
1.Ny
voalohany
amin’ireny
dia izao: tsy mbola hitan’ny
masontsika
Jesosy
kanefa
inoantsika fa eo anivontsika Izy.
2.Tahaka an’i Maria izay nitondra
Mangetaheta
fifaliana
sy
fiadanam-po izao tontolo izao.
Hain’ny Tompo ny manome
izany. Tsy tahaka ny fanomen’izao
tontolo izao anefa ny fiadanana
atolony antsika. (Jao 14, 27).
Tahaka an’i Jaona Mpanao Batisa
izay
nantsoin’Andriamanitra
dia miantso anao koa Izy mba
hanomana ny hamangian’ny
Tompo ny fon’ny olona amin’ny
fitoriana ny fibebahana sy
ny famelan-keloka noho ny
famonjena efa vitan’i Jesosy Kristy
Fiaraha-miasa amin'ireo kristiana malagasy any Norvège
Nitsidika ny kristianina malagasy
tany Norvège tamin’ny 28 sy 29
novambra lasa teo ny filohan’ny
Tafo Fpma-Paris.
Tena
nahafa-po
ny
fifandraisan’ireo
kristianina
Malagasy ny solontenan’ny FpmaParis.
Ny anton’ny dia moa dia ny
hijerena miaraka ny fomba
hametrahana
fiaraha-miasa
maharitra , mitohy ary lalim-paka
eo amin’ny fiangonana Fpma
Paris sy ny kristianina malgasy
any Norvége
Ny tanjona dia ny ahafahan’ireo
mpiankavin’ny finoana malagasy
any Norvège handray an-tanana
tanteraka
ny
fandaminana
manodidina ny fanantanterahana
ny asa fitoriana ny Filazantsara.
Ary anisan’ny tapaka amin’izany
ny handefasana Mpitandrina
indray mandeha isam-bolana any
Norvège mandritry ny herintaona
eo.
Hojerena koa
ny fiarahamiasa azo ataon'ny kristianina
Malagasy amin’ny fiangonana
norvezianina izay marihina fa
nanana andraikitra lehibe tokoa
tamin’ny fitoriana ny Filazantsara
tany Madagasikara ireo misionera
norvezianina.
Ny tena fiaraha-miasa tsara
indrindra dia ny fitondrantsika
am-bavaka isan’andro izany
tetik’asa masina izany satria
“Raha tsy Jehovah no manao ny
trano, Dia miasa foana ny mpanao
azy..” (Sal 127:1)
Tompontsika.
Koa miantso antsika kristiana
mba hitondra an’i Jesosy eo
amin’ny toerana ametrahany
antsika mba ahitan’ny olona izay
mifanena amintsika ny fiadanan’i
Jesosy Kristy ahatonga fifaliana
ao am-pon’izy ireo.
Past Seth RASOLONDRAIBE
HAFATRA PASTORALY
( Tohiny )
Azy ao am-pontsika. Lazain’i
Jakoba, hoe: « Feno faniriana
mirehidrehitra ny fanahy
izay napetrak'Andriamanitra
ao
anatintsika.
Manome
antsika fahasoavana lehibe
lavitra anefa Andriamanitra,
satria hoy ny Soratra Masina:
Toherin'Andriamanitra
ny
mpiavonavona, fa omeny
fahasoavana kosa ny manetry
tena. » Jakoba 4, 5-6
Mirary Noely sambatra 2015
ho anareo ary miandrandra
sahady ny taona vaovao
2016
izay
antenaintsika
hahatsapantsika
indray
ny asan’Andriamanitra eo
anivon’ny
Fiangonantsika
izahay.
« Ianareo kosa, ry hava-malala,
ataovy izay handrosoanareo
amin'ny
finoana
masina
indrindra efa anananareo,
ka
mivavaha
omban'ny
herin'ny
Fanahy
Masina;
mitahiriza tena ao amin'ny
f i t i a v a n 'A n d r i a m a n i t r a ,
ka
mahandrasa
ny
famindrampon'i Jesoa Kristy
Tompontsika hahazoanareo
fiaina-maharitra
mandrakizay.» Joda, 20-21
Mamangy sy manao veloma
anareo amin’ny anaran’Ilay tia
antsika !
Dr Jean A. RAVALITERA,
Mpitandrina
Filohan’ny FPMA
Radio Sampana Iraisana
Fifohazana FPMA ho fitoriana
ny Filazantsara
www.fifohazana-fpma.org
www.fpma-paris.org 25 desambra 2015
3
VAOVAOM-PIANGONANA
FIARAHA-MIVAVAKA MALAGASY AO MUNICH
Par la grâce de Dieu, cette
période de Nöel 2015 est aussi
l’occasion pour le Sampana Sekoly Alahady d’ouvrir la célébration de son 40ème anniversaire en 2016. Pour marquer
l’évènement, un CONCOURS
DE LOGO ET DE CHANT DE
JUBILÉ.
En voici les modalités :
1. Ouvert à tous les paroissiens
recensés, petits et grands, de
la FPMA Paris
2. Langue : tout en français ou
tout en malgache
Tamin’ny
taona
2007
no
nanombohan’ny
fiorenan’ny
Fiombonana Miara Mivavaka
(FMM) eto Munich tao antokantranon’i Mme Sauerer.
Tamin'io taona io ihany koa no
nanokanana ho mpiandry an'ny
Rtoa Hanta Sauerer. Herintaona
taty aoriana dia nanomboka ny
Asam-pifohazana teo amin’ny
FMM rehefa efa voatokana ho
mpiandry ihany koa Ramatoa
Ravo Cochran.
Tsy mijery finoana na fihaviana
ny FMM fa mandray am-pifaliana
izay rehetra te-hanatona sy hidera
an’Andriamanitra.
Nitombo
hatrany ireo olona tonga, « jeune
fille aupaire » ny ankamaroany,
ary tsapa fa mangetaheta avokoa
ny hanatona an’Andriamanitra izy
ireny.
Ny famangian’ny raiaman-dreny
ara-panahy toa ny Pasitera
Daniel Rajakoba sy Pasitera Seth
Rasolondraibe dia nanamafy orina
ny fitsanganan’ny fiangonana.
Nivelatra ihany koa amin’ny
fiaraha-miasa
amin’ireo
fiangonana rahavavy any antoerana ny FMM toy ny Paroasy
katolika izay manome efitrano
afahana manao fanompoampivavahana sy ny Paroasy
protestanta.
Ny taona 2011 dia noraisin’ny
FPMA Paris ho zanany arapiahiana ny fiangonana FMM.
Ankoatr’izany
dia
nanitatra
hatrany ny fisiany ny FMM ary
amin’izao fotoana izao dia tafiditra
mpikambana ao amin’ny IKEM na
ny Interkulturell Evangelisch in
Münschen na koa ny fédération
n´ny fiangonana protestanta eto
Bavière izy.
Miisa maherin´ny 130 eo ho eo
ireo mpikambana ao amin´ny
FMM ka 95% n´ireo mpikambana
dia tanora avokoa (20 – 30 taona).
Jeune Fille / garcon aupaire no
ahatongavany aty Allemagne,
hany ka ny ankamaroany dia
vehivavy avokoa. Eto Bavière,
Munich, Ingolstadt, Regensburg,
Augsburg
Bayreuth
ny
ankamaroan´ireo mpikambana,
fa misy ihany koa ireo avy lavitra
4 25 desambra 2015 www.fpma-paris.org
. Frankfort, Stuttgart, eny fa
hatrany Autriche aza.
Mihaona ara-potoana isaky ny
Alahady faharoan´ny volana
ny FMM izay
fotoanan´ny
fanompoam-pivavahana.
Ankoatry ny hetsika ataony
manokana
dia
mandray
anjara
amina-hetsika
maro
miaraka amin’ireo Vondrona na
Fiangonana hafa ihany koa ny
FMM ‘(fête d’été – marché de Noël
– Tafika masina – Asa Sosialy ….)
Fehiny
Raha fintIninina dia manana ny
toerany sy ny lanjany amin´ireo
malagasy
mpikambana
ny
Fiangonana FMM. Azo lazaina
fa andry iray manohana ny
ankizy hiorina ( Integration )
aty ampitandranomasina izay
lavi-kavana izy. Toy ny tetezana
mampiray
ny
kolon-tsaina
maro ihany koa ny Fiangonana
indrindra ny kolo-tsaina malagasy
sy allemand amin´ireo fiarahamiasa samihafa ataony.
3. Verset-clé : « Mon enfant,
n’oublie pas mon enseignement, garde mes commandements dans ton cœur » Proverbes 3.1
4. Fichier du logo : sous format Jpeg, Png ou Powerpoint
ne comportant aucun signe
distinctif (nom, prénom,...)
• comportant les mentions : «
40ème anniversaire du Sekoly
Alahady », 1976-2016, « FPMA
Paris » et le verset-clé
si possible
• Date limite d’envoi de la participation : 31 janvier 2016
par mail à l’adresse sekolyalahady40taona@
gmail.com, avec le nom et les
coordonnées postales et électronique de l'auteur
5. Fichier du chant de jubilé :
à envoyer sous format MP3
accompagné du solfa ou des
notes,
• des paroles en malgache ou
en français,
• Date limite d’envoi de la participation : 31 janvier 2016 par
mail à l’adresse [email protected], avec
le nom et les coordonnées
postales et électronique de
l'auteur