malagasy version

Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Ny Hetsika :
Ny andiany “ Miahy “, mpianatra ambaratonga ambony taona faha-telo eo anivon’ny
sampam’pampianarana Institut National du tourisme et Hotelerie ( INTH ) dia mikarakara
hetsika lehibe ny 03, 04, 05, Aprily 2014 hoavy izao.
Ny hetsika dia miompana tanteraka amin’ny fampisehoana sy hai-tao manoloana ny fizahantany anaty tontolo iainana mifampiahy.
Nahoana no miresaka Fivahinianana Mifampiahy isika
fa tsy Maharitra ?
Eto amin’ny ity famelabelarana ny fampivoarana mifampiahy ity dia mapametrapanontaniana ilay loha-hevitra sy ny mikasika izany eto Madagasikara.
Pierre-Frédéric Ténière-Buchot dia mpanolo-tsaina manokana eo anivon’ny fikambanambe
iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana na Programme des Nations-Unies pour
l'Environnement (PNUE) sy Governora amin’ny fandrindrana ny rano maneran-tany. .
Docteur d'Etat en Economie appliquée, Docteur 3ème cycle en Sciences de la gestion,
Ingénieur de l'Ecole Centrale de Paris, manam-pahaizana manokana momba ny tontolo
iainana , ny rano ary ny fampandrosoana mifampiahy.
Pierre-Frédéric Ténière-Buchot dia maneho antsika ny fandalinana akaiky ny dikan’teny
frantsay momba ny fampandrosoana maharitra.
Ampahan-teny tao amin’ny boky : « Ny teny fampandrosoana maharitra amin’ny dika teny
frantsay dia mamaritra ny fahefana ara-panjakana sy ny tsy miankina ho tahaka ny anjara
andraikitry ny raim’pianakaviana maodely eo anivon’ny fianakaviana. Kanefa,maika isika
mamaritra lalàna , maika miha-mavesatra ny hezaka sy ny entimanana iainana(
RESSOURCES?????) . Ny fampandrosoana entina dia tanjona hanamaivana sy hampaharitra
ny singa enti-miaina ( RESSOURCES?????) kanefa io singa enti-miaina io dia tsy mitsahatra
ny mitotongana sy miharava.
« Izany famaritana izany dia tsy hita any amin’ny dika-teny Anglisy, izay marihana etoana ny
famaritana ny dika-teny iaingana ny hoe : fampandrosoana mifampiahy
(sustainabledevelopement). Ny dikan-teny Anglisy dia manome vahana ny fomba fiainana ,
ny fiovana vaovao sy ny fahatsapana ny fitondran-tena . Amin’izany rehetra izany , mila
manova sy manavao ny rafitra mijoro misy.
http://www7.inra.fr/dpenv/tenied22e.htm
1
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Ny maharitra dia ao anatin’ny mifampiahy kanefa tsy midika hoe maharitra dia mifampiahy.
Fivahinianana Mifampiahy:
Ny fikambanana iraisam-pirenena miaro ny tontolo iainana WCDE (
) dia mamaritra ny
“fampiroboroboana ny fivahinianana miahy” tahaka ny izay mihavitra ny hanome fahafampo ny ankehitriny ka hitsinjo ireo taranaka mifandimby mba hahafam-po ny filany.
Mahakasika indray ny paik’ady faharoa iraisam-pirenena ho fiarovana ny tontolo iainana
(1990) “ Arovy ny tanintsika “, ny teny hoe “ fampivoarana mifampiahy “ dia nampiasaina :
-
-
2
Hanatsarana ny fomba fiainan’ny olona sady miaro hatrany ny tontolo manodidina
azy. Koa raha miainga amin’ny fampivoarana ny Fivahinianana Mifampiahy isika dia
tsy filàna akory fa fomba iray andaminana ny fiaraha-monina. Izahay dia mihevitra fa
ny asa ao anatin’ny fizahan-tany dia tsy voatery hahatsara na hanimba fa miankina
lavitra amin’ny fivoaran’ny faritra tsirairay hatrany. Miankina ihany koa amin’ny
fanomezan-danja ny harena voajanahary sy ny kolotsaina ao amin’ilay toerana.
Ny andrasana amin’ny Fivahinianana Mifampiahy dia :
Mifampiahy ny lafiny ara-toe-karena, ny ara-piaraha-monina kanefa mitsinjo lavitra
ny tontolo iainana.
Voahaja, voatandrina, voakajy ny tontolo iainana ( fandrindrana ny harena
voajanahary sy ny kolotsaina).
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Tondro pejy
Ny Hetsika : ................................................................................................................................................. 1
Nahoana no miresaka Fivahinianana Mifampiahy isika fa tsy Maharitra ?....................................................................... 1
Fandaharana sy fizotran’ny Andro....................................................................................................................... 4
Fampahafantarana ireo Tompon’andraikitra.......................................................................................................... 7
Inona no mety antony hahasarika anao an’ izao hetsika izao? ..................................................................................... 9
Vinavina fandaminana toerana mikasika ny hetsika ............................................................................................... 14
Famitinana................................................................................................................................................. 15
3
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Ireo andro fankalazana:
Mizara andro 3 samihafa : :
Andro Voalohany: andro ofisialy
Natokana indrindra ho an’ireo Olona mana-kaja sy Matianina, izay ahafahana manao
fifanakolazana, fifamelarana, fanandramana sy fahamatianinana.
Andro Faharoa: Andro ho an’ny sehatry ny fampianarana
Ny mpianatry ny INTH rehetra sy ny hafa ihany koa (tsy misy fanavahana) dia asaina ho tonga
avokoa. Andro, mifototra amin’ny fanentanana, fanofanana ny olom-pirenena ho avy sy
fananarana, ary fanoroana hevitra hoan’ny tanora..
Andro fahatelo: hoan’ny rehetra
Araka izany, andro hoan’ny rehetra ity andro ity, tsy misy akanavaka. Mifototra hoan’ ny
fifanakolazana, fifamelarana, fanentanana, fampahalalana.
Samy manana ny mampiavaka azy avokoa ireo andro 3 ireo, nefa misy kosa hetsika iraisana
isaky ny andro toy ny stand, fitsidihina, fampisehoana oronantsary…
Fandaharana sy fizotran’ny Andro
Varavarana misokatra : Fampahalalana amin’ny akapobeny momban’ny INTH.
Fitsidihina sy fampirantiana :
Hisy efitra maromaro ho atokana hampahalalàna ny
tantaran’ny INTH sy ny dindona nandritran’ny vanim-potoana nisokafany hatramin’izao. Ho
hita ao ihany koa ireo hetsika maro samihafa atolotry ny INTH, ireo tetikasa ho ataon’ny
mpianatra, ny mpiara-miasa ary ny fampahalalana isankarazany. Ireo liana amin’izany dia
afaka mistidika ny Sekoly. Fampisehoana ataon’ireo tranainy amin’ny zavatra ataony
amin’izao hatry ny nialany tao amin’ny INTH.
Fihaonana amin’ny ray aman-dreny sy mpampianatra :
Hisy fiaonana ho karakaraina
amin’ireo ray aman-dreny sy mpampianatra mba afahan’izy ireo mifampizara sy mifanakalo
hevitra. Ny mpampianatra izay manatrika ny varavarana misokatra na, ra adika tsotsotra hoe
« portes ouvertes », dia afaka maneho ny heviny amin’ireo ray aman-dreny. Torak’izay ihany
koa ireo ray aman-dreny izay mamaly ny antso.
4
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Fifanakalozan-kevitra mikasika fotokevitra maromaro : Fotoana anararaotan’ny mpandray
anjara hiresahana sy hifanakalozan-kevitra mikasika fotokevitra iray izay mahaliana azy ireo.
Mandritran’io fotoana io dia tokony anangona izy ireo, mpandry anjara (spécialistes) iray na
maro, mpanohitra hevitra na olon-tsotra na olona iray ao anatin’ny fiarahamonina ary
mpianatra.
Trano heva :
Hisy ireo trano heva izay azon’ireo mpandray anjara amin’ny sehatry ny
fizahan-tany (trano fandraisam-bahiny, trano fisakafoana, « Tour Opérateur », mpanao asa
tànana) sy fikambanana ao amin’ny fizahan-tany na ny tontoloiainana hofaina. Izany dia
afahan’izy ireo mampiraty sy mampahafantatra ireo vokatry ny asany. Ireo mpianatra izay
manana ny vinavinan’asany manokana dia asaina ihany koa hanofa trano heva.
Fampiofanana :
Hisy fampiofanana izay hianarana ireo fombafomba maro samihafa
miompana amin’ny sehatry ny « fampandrosoana miahy ». Fampiofanana momban’ny
« compost » ohatra, fampiofanana momban’ny fitsitsiana herinaratra, fampiofanana
momban’ny fitantanana ny fako, sns….
Fitsidihana amin’ny alalan’ny sary :Haneho
ny maha matianina azy amin’ny sehatry ny
fomba fitantanam-bahiny (technique de guidage) ny mpianatra. Hisy ny sary maneho ireo
toerana azo tsidihana eto Madagasikara. Ny mpianatra ihany no misahana izay fitsidihana
amin’ny alalan’ny sary izay.
Fisakafoana ao amin’ny « restaurant pédagogique »’ny sekoly sy ny hafa koa : Mandritra
io hetsika io dia hisy ny sakafo izay amidin’ny mpianatra ao amin’ny « restaurant
pédagogique »’ny INTH (izay afahany ihany koa maneho ny fahaizany manao) na eny
amin’ny trano heva misahana ny ara-tsakafo (ireo mpianatra izay manana ny vinavinan’asany
manokana dia asaina hanofa trano heva).
Fampisehoana maro samihafa : Maro tokoa ny fampisehoana izay vinavinaina ho atao, ao
ny :
•
•
•
•
•
•
•
5
Kabary
Fihaniana hazo (Acrobranche ),
Festi-Gasy
TiaGasy
Choco Tour
Fahafantarana ireo mozika malagasy sy fitaovana fampiasany amin’izany.
Filatroana ireo fomba fitafy sy randrana malagasy
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Fanomezan-danja ny fiavian’ny mpianatra tsirairay: tsy voatery avy eto
apovoantany avokoa ny zatovo avy ato amin’ny INTH. Misy ireo avy any amin’ny
faritra samihafa. Hisy mpianatra vitsivitsy hampiseho ny mampihavaka ny faritra
niaviany amin’ny alalan’ny fomba fitafy.
Fampahafantarana ny lalao nentim-paharazana malagasy :
o Lalao samihafa: katro, fanorona, katra-tanisa, tsobato, tantara, vitsilia,
fanenjika
o Dihy mirindra :mandihiza rahitsikitsika ,avy mangataka izahay, tany katsaka
soamiditra
•
•
FANDAHARAM-POTOANA VINAVINA
03/04/2014
04/04/2014
Andro fanokafana amin’ny
fomba ofisialy
Tontolo andro misokatra
hoan’ny mpianatra
7h-10h : Fiomanana
7h-10h : Fiomanana
10h : Fanokafana amin’ny fomba
ofisialy
10h : Fitsidihana
10h15
-
Fitsidihina
Fizarana trai-kefa sy
fahalalana eo amin’ny
samy matianina
Tontolo andro
misokatra ho an’ny
dabolo be
7h-10h : Fiomanana
Fizarana trai-kefa sy
fahalalana eo amin’ny samy
matianina
10h : Fitsidihana, Fizarana
trai-kefa sy fahalalana eo
amin’ny samy matianina,
fianihana hazo
(acrobranche)
Fianihana hazo
(acrobranche)
10h30
10h30 :
Fandefasana oronantsary
fanadihadiana
Fandefasana horonantsary
fanadihadiana
11h-12h
11h-12h
Famelabelarana sy ady hevitra
Famelabelarana sy ady hevitra
12h-13h57
Sakafo miaraka
12h-13h57
Sakafo atoandro
6
05/04/2014
12h-13h57
Sakafo atoandro
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
14h-15h : Famelabelarana sy ady
hevitra
14h : Filatroana fitafiana
malagasy
15h15 : fandefasana oronantsary
fanadihadiana
14h30 : Fampisehoana lalao
malagasy
16h30 : Famaranana
16h30 : Famaranana
14h : Dihygasy
14h30 : Kabary
15h : Filatroana fitafiana
malagasy
17h : Famaranana amin’ny
fomba ofisialy
Fampahafantarana ireo Tompon’andraikitra
Ny andiany “ Miahy “, mpianatra ambaratonga ambony taona faha-telo eo anivon’ny
sampam’pampianarana Institut National du tourisme et Hotelerie ( INTH ) dia faly
mikarakara izao hetsika lehibe izao.
Noho izany izy ireo dia nifampizara ny andraikitra sy ny asa toy izao :
Mpiandraikitra
vaomiera mpandrindra
ankapobeny
Mpiandraikitra
vaomiera serasera
Mpiandraikitra
vaomiera mpanentana
Dina Valisoa
Rasoanandrasana
Ratsisetraina
Julia Helisoa Mirceta
[email protected]
034 67 887 41
[email protected]
032 05 011 95
AUBIN Jeannot Marius
Ghislain
mariusvezolahy@gma
il.com
033 61 237 98
Mpiandraikitra
Niaina
vaomiera samihafa
Mpiandraikitra
Katia
vaomiera vola
Mpiandraikitra
Rojo
vaomiera fampihaingon
[email protected]
033 18 622 68
[email protected]
om
Rojoniainawilliana@g
mail.com
033 78 520 09
Mpiandraikitra
vaomiera entana
Mpiandraikitra
vaomiera fandriampahalemana
[email protected]
m
sitrakaiombonana@g
mail.com
034 48 140 22
Nialy
Sitraka
033 74 928 16
034 90 962 92
Mazava ho azy fa ireo mpianatra rehetra dia mandray anjara feno amin’ny fikarakarana.
7
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Fampihelezan-kevitra ho an’ny daholo be :
Peta-drindrina :
fampisehona sy fizarana ireo afisy eny @ toeram pianarana sy toeram-
piofanana, eny @ trano fivahinianana, eny @ trano fisakafona, eny @ ireo maso hivoa maro
samy hafa, sy ireo ivontoerana ar-kolontsaina.
Flyers : fampihelezana ireo « dépliants » eny @ ireo tobin-tsolika sy ireo toby fiantsonana.
Fisehoana sy doka amin’ny haino aman-jery :
ireo solotena ao amin’ny INTH diia afaka
manao vahiny amin’ireny fandaharana vao maraina amin’ny fahita lavitra ireny. (Ohatra : rta
be-lou / viva – viva réveil…sns). Mba hafana mampiroborobo sy fampahafatarana bebe
kokoa io hetsika io dia afaka manao doka kely @ onjapeo ihany koa.
Fampahafatarana amin’ny haino aman-jery miaraka amin’ ireo mpanao gazety :
ny
farany volana febroary sy marsa.
Lovatsofina : io ny doka sy fampihelezana tsara indrindra. Izany hoe : manao io hetsika io ho
fantatrin’ny be sy ny maro @ alalan’ny sera-sera maro samy hafa.
Tamba-zotra sosialy : fanokafana
pejy « facebook » sy « twiter » ho an’io hetsika io
manokana : https://www.facebook.com/JTSmadagascar - https://twitter.com/JTS_Madagascar
Trano-kala : famoronana tranp kala manokana ho an’io hetsika io :
www.jts-madagascar.com
8
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Inona no mety antony hahasarika anao an’ izao hetsika
izao?
Izahay dia mikendry ny sarangan’olona rehetra indrindra ireo tanora mpianatra!
Izahay iany koa dia manasa indrindra indrindra ireo mpandraharaha ara- toenkarena amin’ny
lafin’ny fizahantany izay ho tonga nohon’ny asany mba izaha ireo zava-baovao. Nefa iany koa
ho tonga maro ireo mpianatra liana amin’ny fizahantany hitsidika ireo toeram-pampiratiana
izay hampiseho hetsika ara-kolontsaina sy ara-tsosialy maro samihafa. Ireo fianakaviana
maro ihany koa anefa dia ho tonga hanatrika ireo fampisehoana izay hotontosain’ireo
mpianatra mandritry ny hetsika.
Marihina fa ny fahampafantarana ny hetsika dia amin’ny alalan’ny haino aman-jery, ny
fizarana taratasy fahampafatarana sy fametaha peta-drindrina any amin’ireo sekoly sy ny
manodidina,ny fifandraisana amin’ny tranokala sy amin’ny tambazotra maro, misy koa
fampahafantarana ny hetsika izay ataon’ireo mpiara miombon’antoka ao anatin’ny
tambazotrany.
Sary sy tombotsoan'ireo mpiara
miombon'antoka atolotra
Sary manaitra sy manaraka ny toetr'andro.
Fandraisana andraikitra ara- tontolo iainana
Mpitsidika isan-tsokajiny
Hetsika tena ilaina
Fandraisana anjara mirary
Tolotra maro mifanandrify amin'ny tinady
Toerana maro eo an-toerana ho an'ny
fampiroboroboana ny asanao
9
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Hetsika tokana !
Misy ireo hetsika momba ny fizahantany nefa hetsika tokana ity izay hiseho ao amin’ny INTH
ity, satria hanasongadina ny fivahinianana miahy izay lohahevitra tsy dia mbola nisy
nampiseho ary nampifangaroana foana tamin’ny fizahantany maharitra. Ireo mpianatra dia
afaka manararaotra mampiatra sy mampiseho ireo zava-nisongadina rehetra nandritry ny
fianarana noratoany.
Ity hetsika ity dia hanintona ireo mpanao asa tanana sy mpandraharaha izay hampiranty
karazana hetsika maneho ny fizahantany mandray anjara sy mandray andraikitra ary hisy
toeram-pampiratiana maro izay afaka hampiratian’izy ireo ny sangan’asany.
Fiaraha-miasa amin’ny vidiny mora !
Omenay anareo manaraka etoana ireo tolotra hisafidianana ho fampahafantarana ny
vokatra mandritry ny hetsika.
Mba hahatsara sy hampaharitra ny fiarahantsika miasa .
Ireo endriky ny Fiaraha-miasa :
1.
Mpiara-miombon’antoka
Raha misafidy ny ho tonga Mpiara-miombon’antoka fototra ianareo dia mahazo toerana
manokana mandritry ny hetsika atao ao amin’ny INTH. Mifandray manokana amin’ity hetsika
ianareo ary mahazo maneho ny serasera ankalalahana. Ho fanampizany anefa dia ho hita
eny amin’ireo serasera rehetra ataonay ny orinasa misy anareo. Azonareo ihany koa ny
maneho ny hevitrareo momba ireo fitaovana ampiasainay amin’zany serasera izany toy ny Tshirt sy ny maro hafa.
10
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Serasera mivantana
amin'ny olona
• doka sy hetsika eo
amin'ny toerana
fampirantiana
• Fandraisana anjara
Serasera amin'ny
amin'ny hetsika
alalan'ny haino aman• Tranoheva, fanasana
jery sy fahitalavitra
vahiny manokana
Sary famantarana eo • namiana, taanoheva
amin'ireo fitaovana
• trano fisakafoana
ampiasaina
Ohatrinona no sarany ?
Ekena fa ity tolotra iray dia mety ho lafo kokoa saingy izay indrindra no antoky ny
fahombizana ny varotra ataonareo mandritry ny hetsika. Mametraka sarany fototra izahay
izay tsy manakana velively ny ady varotra raha toa ka misy fanampiana ara-pitaovana avy
aminareo.
Tianay anefa ny manamarika fa ny fahombiazan’ny fiantefan’ny tiantsika ambara amin’ireo
mpitsidika mandritry ny hetsika dia miankina indrindra hatsaràna ny serasera ampiasaina
izay mitaky famatsiam-bola bebe kokoa. Izay no antony nahatonga anay mametraka ny fetra
farany ambany arotsaka aho lelavola ahafahatsika minjinja fahombiazana :
Sarany amin’ny firaisana miombon’antoka
Sarany farany ambany atao lelavola
hiarahana midinika
hiarahana midinika
1. Mpanohana
Ho hitanareo manaraka eto ny tolotra azo atao raha ho tonga mpanohana. Tsy manakana
izay mety ho soso-kevitra avy aminareo anefa izany
•
•
•
•
•
11
Fametrahana labasy iray misy dokam-barotra
Fametrahana labasy maromaro misy dokam-barotra
Tranoheva manokana
Fanomezana tsotra (tsy misy mariky ny orinasa)
Fiaraha-miombon’antoka ara pitaovana
hiarahana midinika
hiarahana midinika
hiarahana midinika
araka ny fahalalampo
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
2. Mpiara-miombon’antoka arak’asa
Ohatra amin’izany eo amin’ny sehatry ny fitaterana, ny trano fiantohana, ny fitaovana
ampiasaina, ny fampiahatranoana sy ny maro hafa.
Mandray tolotra hafa avy aminareo koa izahay.
Ny tombony novinavinaina :
1. Fanehoana ny maha mpanohana ny hetsika
-
-
sary famantarana na toerana voatokana ho an’ny mpanohana ao anatin’ny
antotantaratasy : petan-drindrina, “depliants”, anasana, tapakila fidirana, tranonkalam-piandraisana, “catalogue”, fandaharam-potoana , gazety sy ireo fitaovampampitam-baovao miaraka amin’ny dika mitovy nozaraina.
sary famantarana eo amin’ireo filazana sy dokambarotra atao amin’ny haino
amanjery samy hafa sy ny “web”
fanatrehana eny antoerana (takelaka, trano heva, “banderole”…)
fandraisam-pitenenana mandritrin’ny fanokafana ny hetsika
2. Fifandraisana amin’ny mpanjifa
-
fitsidihana tarihana, hisy efitrano hatokana ho an’ireo vahin’ny mpanohana
fanasana ho amin’ny fiaraha’miala hetaheta sy fisakafoana na amin’ireo hetsika
ofisialy hafa
3. Serasera anatiny
12
ny sary sy andininy mombamomba ny hetsika dia hiso ao anantin’ny seraseran’ ny
orinasa
fidirana maimaimpoana ho an’ireo mpandray anjara
fandraisan’anjara amimn’ny hetsika
fandraisan’anjaran’ny mpikambana eo amin’ny fikarakarana ny hetsika izay ho atao
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
4. Serasera ivelany
-
13
ny sary famatarana ny hetsika dia azon’ireo mpanohana ampiasaina
tolotra manokana ataon’ny orinasa ho an’ny mpanjifany
“catalogue”, asa Tanana, « objet de marchandising ou cd-rom » maimaimpoana na
varotana amin’ny vidiny voatokana
toerana sy fidirana ary ny fandaharam-potoana hatolotra maimaimpoana
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Vinavina fandaminana toerana mikasika ny hetsika
14
www.JTS-Madagascar.com
Ny andron’ny Fivahinianana Mifampiahy
Fifandraisana
Tompon’andraikitra mpikarakara:
Ny andiany MIAHY.
Dina Valisoa RATSISETRAINA
Finday : 034 67 887 41
mailaka : [email protected]
Famitinana
Ny andro lehibe ho an’I Fivahinianana Mifampiahy,
• Famelabelaran- kevitra mikasika ny fivahinianana miampiahy.
• Fanentanana miavaka isan- karazany( fanomezan-danja ny kolontsaina, fitsidihana ny tanàn- dehibe
amin’ ny endriny vaovao).
• Mpitsidika maro avy amin’ ny sehatra rehetra.
• Fampisehoana miavaka.
• Io no fotoana sy sehatra miavaka indrindra hahafahanao maneho sy mizara ny maha izy anao
manokana
Site internet : www.JTS-Madagascar.com
15
www.JTS-Madagascar.com